|
|
|
|

Teny iditra1 akanjo ba
Singan-teny  2akanjo, 3ba
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5akanjo vita amin' ny ba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a knitted garment, esp.
7a sweater. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8vêtement tricoté, spéc.
9un pull-over. [1.8]
Ohatra  10 Namidy akanjoba ho azy 4 mianaka [2.59#]
11 Ary tatý aoriana manao ba lava sy kiraro ary manao betaly na lambotapaka manodidina ny valahana manarona hatreo ambany fe, dia manao akanjo mifanerana amin' ny tena na akanjoba mampiseho bika. [1.437#]
Voambolana  12 Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12